| Teny iditra | 1 tsy refesi-mandidy |
| Singan-teny | 2 tsy, 3 refesina, 4 mandidy |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 enti-milaza ny mpitondra manao jadona
[1.1] |
| Ohatra |
7 Azo adika ho finiavan' ny mpitondra hametraka fitondrana tsy refesi-mandidy ve izany?
[4.27]
|
| Mpanahaka | 8 Mandidy tokana, 9 mpanao teny jadona, 10 mpanao teniko fe lehibe, 11 mpanao teny tsy valiana, 12 tsy zehena |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|